Entrée orana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana
  [Rajemisa 1985] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany
Explications en anglais  [Richardson 1885] Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]
  [Hallanger 1973] Rain
Explications en français  [Hallanger 1974] Pluie
Vocabulaire 
Morphologie 
orana
ora-
oram-
oran-
Synonymes ranonorana
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Fox: Hainteny, numéro 192] Midona ny orana any Ankaratra
Citations 

Entrée orana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy.
Dérivations 

Entrée orana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] patsa
  [Rajemisa 1985] Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny
Explications en anglais  [Richardson 1885] the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.]
  [Hallanger 1973] a shrimp
Explications en français  [Hallanger 1974] écrevisse
Vocabulaire 
Nom scientifique Astacoides madagascariensis
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rajohanesa: Kintana] Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo
Citations 

Mis à jour le 2022/01/25