Entrée fatratra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 175] diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words.

Entrée fatratra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany
Mitovy hevitra: ary fenitra ~ babantany ~ babany ~ baka lany sahaza ~ by ~ fanaperana ~ farafarampony ~ isafatsiroa ~ kanto ~ lalina ~ lani-datsaka ~ lavorary ~ mafotaka ~ manga ~ mangidy vato ~ mantsalay ~ marihitra ~ maty paika ~ ngita ~ tanteraka ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tokana aman-tany ~ tomombana ~ tonga lafatra ~ tontosa ~ tsy manam-paharoa ~ tsy manantsahala ~ tsy misy toa azy ~ tsy misy tomika ~ tsy roa aman-tany
Explications en anglais  [Hallanger 1973] great, amazing
Dérivations 

Entrée fatratra
Partie du discours adjectif
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 175] hard
Explications en français  [David: Dialectes (takila F)] [Tankarana] solide, fort, ferme.
Synonymes fafatra
Mots composés, titres, noms 

Entrée fatratra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 174] [root]
Explications en français  [Abinal 1888 page 158] action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2022/05/02