Entry | 1 fehizay |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy | 3 Mitovy amin' ny fahizay, fahizany [1.1] |
Explanations in English | 4 same as fahiZAY [1.2] |
Examples |
5 Indro miadana ny tany rehetra, mandry fehizay izy, velona ny hobin-kafaliana. [2.996] |
Synonyms | 6 fahizay, fahizany |
Tables and plates |
7 All the adverbs |
Updated on 2020/07/31 |