Entry fiaina (aina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary [1.1]
Explanations in English Respiration [1.32]
Explanations in French La manière de vivre, de respirer [1.3]
 Respiration [1.13]
Examples I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fiaina, fiaiko, fiainao, fiainy, fiaintsika, fiainay, fiainareo, fiain', fiain-, fiaim-, fiai-
Prefixed : -piaina, -piaiko, -piainao, -piainy, -piaintsika, -piainay, -piainareo, -piain', -piain-, -piaim-, -piai-
Synonyms fisefo
Compound words 
Proverbs 

Entry fiaina (aina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [1.1]
Explanations in French La conduite [1.3]
Examples 
1Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499]
2Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort

Updated on 2023/09/09