|
|
|
|

Teny iditra 1  fianarana
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of learning; studies; a school [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
7 étude, apprentissage [1.13]
Ohatra  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471#31]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472#31]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499#60]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 11 misy io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fanairana, 15 fanaraina, 16 fanariana, fianarana, 17 fiaranana, 18 ifaranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07