Entrée fiarahana (araka)
Partie du discours nom
Explications en français  [Abinal 1888] l'action d'aller ensemble
  [SLP 1986] synchrone. [Vocabulaire: Physique]
Morphologie 
fiarahana
fiarahako
fiarahanao
fiarahany
fiarahantsika
fiarahanay
fiarahanareo
fiarahan'
fiarahan-
fiaraham-
fiaraha-
-piarahana
-piarahako
-piarahanao
-piarahany
-piarahantsika
-piarahanay
-piarahanareo
-piarahan'
-piarahan-
-piaraham-
-piaraha-
Exemples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 15] Fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana!
2 [Andriamalala: Zazavavindrano] Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana?
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31