Entry |
fibanjinana
(banjina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fijerena mifantoka tsara [1.1]
|
| L’action de regarder fixement, de contempler [1.374]
|
Examples |
1 | Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io;
[1.369]
|
2 | Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana.
[2.356]
|
|
|