Entry fidobohana (doboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina [1.1]
Explanations in French Le retentissement [1.3]

Entry fidobohana (doboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitoerana, fipetrahana, fijanonana [1.1]
Explanations in French L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour [1.3]
Examples Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS. [2.356]

Updated on 2023/02/08