Entry fieboana (ebo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany [1.1]
Examples fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy. [2.996]
Derivatives 

Updated on 2023/02/26