|
|
|
|

Teny iditra1  fifaninanana
Fototeny  2 inana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 rivalry; a contest, a competition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 compétition, concours [1.8, 1.13]
7 rivalité [1.8]
8 concurrence [1.13]
Ohatra  9  Misy fifaninanana mamaly fanontaniana. [2.332#7]
10  Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298#94]
11  Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332#102]
12  Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356#62]
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26