Entry fihodirana (hoditra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Loko na volon' ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona [1.1]

Updated on 2023/01/05