Entry hoditra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso
Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [1.1]
Explanations in English Skin, hide, bark [1.7]
Explanations in French Peau, écorce, cosse [1.8]
 L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. [1.436]
2Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. [1.357]
Derivatives 
Compound words 
Compound words, titles, names 
Holonym hazo, vatana
Co-meronyms vatana, rantsankazo, ravina
Analogs  Cattle coat colors
Proverbs 

Updated on 2023/03/21