Entry | fikasihana (kasika) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Entry | fikasihana (kasika) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1] | ||
Synonyms | fikasihandokanga | ||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |