|
|
|
|

Teny iditra1 fikasihandokanga
Singan-teny  2fikasihana, 3lokanga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga. [1.1]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  7fikasihana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12