Entry fikatrohana (katroka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato
Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy
Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1]

Updated on 2023/01/20