Entrée katroka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days
Explications en français  [Hallanger 1974] le même, exactement
Dérivations 
Exemples 
1 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
2 [Fanjakana: Fifidianana] Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana.
Citations 

Entrée katroka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] dona, fidonana, ady
¶ Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée katroka
Partie du discours nom
Explications en français  [David: Dialectes (takila K)] [Tankarana] démonter un fusil.

Mis à jour le 2021/12/18