Entrée Filazantsara (laza, tsara)
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en malgache Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [Rajemisa 1985]
Explications en anglais the Gospels; the New Testament [Richardson 1885]
Explications en français Evangile, Nouveau Testament [Abinal 1888]
 Nouveau Testament, Évangile [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Morphologie 
filazantsara
filazantsaran'
filazantsaran-
-pilazantsara
-pilazantsaran'
-pilazantsaran-
Exemples 
1Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [Rabary: Daty, page 1015]
2amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [Ravoajanahary: Sarotra]
3Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [Ramarlah: Bara]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2021/12/24