Entrée |
filazana
(laza)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. ¶ Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. ¶ Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. |
Explications en anglais | [Hallanger 1973]
a report, an announcement |
Explications en français | [Abinal 1888]
l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) |
| [Rajaonarimanana 1995]
annonce, avis |
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
Filazana
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -21.2666667, 46.6666667
|
Toponymie | filazana |
|