Entry fisivanana (sivana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandalovana amin' ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana
Fifantenana, fitsikerana mba hahitana izay tsara ihany: Ireto mpihira ireto no voatana taorian' ny fisivanana faharoa
Fanintsanana [1.1]

Updated on 2020/07/31