Entry |
sivana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filaminana, filaharana [1.1]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
sivana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy
[1.1]
|
| Fitaovana fanatantavanana voa [1.13]
|
Explanations in French | Crible pour le sable [1.8]
|
| Filtre Tamis [1.13]
|
Derivatives |
Origin | English: sieve.
|
Analogs |
tantavana |
|
Entry |
Sivana
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Sivan [2.996]
|
Explanations in French | Sivân [2.996]
|
Vocabulary |
Biblical quotes |
|