Entry | fitendrena (tendry) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga. Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |