|
|
|
|

Teny iditra1  tendry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikasihana kely zavatra
4 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha
5 Fihinanana zavatra kely
6 Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany
7 Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox)
8 Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08