Entrée fitomboana (tombo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
¶ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
¶ Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
¶ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana
Explications en français  [SLP 1986] accroissement, croissance
Synonymes fitombo
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31