Entrée |
tombo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fahalehibeazana
[Rakotosaona 1975]
|
| Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [Rajemisa 1985]
|
| vokatra analana ny lany [SLP 1986]
|
Explications en anglais | an increase, a profit, a surplus [Hallanger 1973]
|
Explications en français | augmentation, croissance; bénéfice; surplus [Hallanger 1974]
|
| avantage, gain ¶ profit, bénéfice. [SLP 1986]
|
Dérivations |
Morphologie |
tombo
tomboko
tombonao
tombony
tombontsika
tombonay
tombonareo
tombon'
tombon-
tombom-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Toponymie |
|
|