Entrée fivarotana (varotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
¶ Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the act of selling; a shop
Explications en français  [Hallanger 1974] action de vendre, commerce; magasin de vente
Vocabulaire 
Morphologie 
fivarotana
fivarotako
fivarotanao
fivarotany
fivarotantsika
fivarotanay
fivarotanareo
fivarotan'
fivarotan-
fivarotam-
fivarota-
-pivarotana
-pivarotako
-pivarotanao
-pivarotany
-pivarotantsika
-pivarotanay
-pivarotanareo
-pivarotan'
-pivarotan-
-pivarotam-
-pivarota-
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31