Entrée |
varotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy ¶ Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [1.1]
|
Explications en anglais | selling, trade, commerce [1.7]
|
Explications en français | vente, commerce [1.3, 1.8, 1.13]
|
| négoce, trafic, marchandise [1.3]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
varotra
varotro
varotrao
varony
varotsika
varotray
varotrareo
varotr'
varo-
varotry
| |
-barotra
-barotro
-barotrao
-barony
-barotsika
-barotray
-barotrareo
-barotr'
-baro-
-barotry
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
|
2 | Ny fanambadiam-baro-barotra, ny varotra misy rahateo.
[2.48]
|
|
Proverbes |
Articles |
|
Entrée |
varotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsimisaraka]
(déformation de voarotra).
Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi
Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Eugenia jambolana, Eugenia jambosa |
|