Entry fofon' aina
Elementary words fofona ; aina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1]
Explanations in English [ fofon-aina ] The breath; lit. the breath of life. [1.2]
Examples ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[2.131]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/19