Entry fola-droa
Elementary words folaka ; roa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fitafiana lamba, izay akarina eo an-tsoroka havanana sy eo an-tsoroka havia ny lamba efa nasampina [1.1]

Updated on 2023/06/05