Entrée roa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
¶ Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa
Explications en anglais  [Hallanger 1973] two
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] deux
Symboles internationaux  [3.1] 2
II
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes anankiroa
Mots composés, titres, noms 
 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38] Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana.
2 [Andriamalala: Ranomasina, page 38] Nidina izahay roa lahy.
3 [Andraina: Mitaraina, page 8] Efitra roa ny tranonay.
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot roa (15)
Adaboroa
Ambinaniroa
Ambohidroa
Ambohitsararoa
  Analaroa
Andranoroa
Ankiliroa
Anosiroa
  Antsahatsiroa
Hazoroa
Ihazoroa
Sakoandroa
  Tranoroa
Tsinjoroa
Tsiroanomandidy

Mis à jour le 2022/06/26