Entry fo milafi-karena
Elementary words fo ; milafika ; harena
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona [1.1]
Explanations in English [lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit. a heart reposing on riches. [1.2]

Updated on 2023/06/16