Entrée milafika (lafika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
¶ Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
Mitovy hevitra: mifantsika ~ mikely aina ~ mimaso
¶ Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to have a mat under; to stay on in someone's house [Hallanger 1973]
Explications en français avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [Hallanger 1974]
Morphologie 
milafika
nilafika
hilafika
milafiha
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31