Entry | 1 gorobahana (gorobaka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 Loahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1] |
Explanations in French | 4 qu'on perce [1.3#200] |
Examples |
5 nogorobahan' ny tontakely ny rindrin-dry zareo ato avaratra [1.1] 6 Mafy hazo ka tsy azo gorobahan' ny hamamanta (Ce bois est dur et ne peut être percé par l'avant-clou [1.3#200] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 gorobahina |
Updated on 2023/02/13 |