|
|
|
|

Entry (1/3)1  gorobaka (robaka)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1]
Explanations in English  4  Pierced through [1.7]
Explanations in French  5  Percé de part en part [1.3#200, 1.8]
Examples  6  Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka. [2.649]
7  Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Nouns :
12  Adjectives :

Entry (2/3)13  gorobaka
Part of speech  14  adjective
Explanations in French  15  Prodigue [1.3#200]

Entry (3/3)16  gorobaka
Part of speech  17  noun
Explanations in English  18  Deceit. See fitaka [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/02/13