Entry | 1 hafanana (fana) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan' ny afo no mahamasaka ny nahandro 4 Fanevokevoka, figaingaina: Mila tsy ho tanty ny hafanàn' ny andro amin' ny aty fahavaratra [1.1] |
Explanations in English |
5 Heat, sultriness. [1.2] 6 warmth, heat [1.7] |
Explanations in French |
7 chaleur [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word hafanana |
Anagrams | 11 fahanana, fanahana, fanahàna, hafanana |
Updated on 2023/02/26 |