Entry haitraitra (haitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
Mitovy hevitra: aingitraingitra ~ angentsangentsana ~ angesongeso ~ angolangola ~ angotingoty ~ arana ~ hanta ratsy ~ hantahanta ~ lalampo ~ sarin-ditra ~ siasia ~ sitrapo ~ sotro rano antanam-bazo ~ tsingolavaitra ~ vaibaitra [1.1]
Explanations in English Self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
 Whim, fancy [1.7]
Explanations in French Bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
 Caprice, bizarrerie [1.8]
Examples 
1Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471]
2Rahona be haitraitra! [2.5]
Derivatives 
Synonyms angetsangetsana ~ filatro
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/11