|
|
|
|

Teny iditra1 hanitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fofona tsara, mamerovero.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4fragrance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5bonne odeur, parfum. Odeur agréable. § hànitra.. [Tankarana] [1.19]
6parfum, bonne odeur. [1.8]
7(tout l'île) Parfum, odeur forte ; se distingue de fofona qui implique une odeur plus suave. Un proverbe dit par exemple : sakamalaho sy havozo samy manana ny hanitra ho azy : le gingembre et le havozo (Ravensara anisata Danguy) ont chacun leur odeur, leur parfum. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19 Haizavamaniry
Tovy hevitra  20hamitra
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 hanitra, 24 hatrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02