Entry manitra (hanitra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
Mitovy hevitra: maka volon' orona ~ mamafana ~ mamerovero ~ mandraraka ~ manetonetona ~ mani-pofona ~ midofaka [1.1]
Explanations in English Fragrant [1.7]
Explanations in French Parfumé [1.8]
  [Merina] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [1.196]
Examples 
1Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
2Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
3Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Analogs  Andriamanitra
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20