Entry | haran-tratra (harana, tratra) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina [1.1] | |
Fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra [1.13] | ||
Explanations in French | Cage thoracique [1.13] | |
Vocabulary | Biology | |
Updated on 2020/07/31 |