|
|
|
|

Entry (1/5)1  tratra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
8  unkLabel:5av: :
Explanations in Malagasy  9  Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy
10  Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko
11  Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho
12  Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany
13  Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1]
Explanations in English  14  overtaken [1.2, 1.7]
15  caught [1.7]
Explanations in French  16  attrapé, pris, atteint [1.8]
Examples  17  Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472]
Morphology 
18  Simple :
19  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  37  Proverbs containing the word tratra

Entry (2/5)38  tratra
Part of speech  39  noun
Derivatives 
40  Passive verbs :
Vocabulary  41  Biology
Explanations in Malagasy  42  Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [1.1]
Explanations in English  43  the breast [1.2]
44  the chest [1.7]
Explanations in French  45  la poitrine [1.3, 1.8]
46  le poitrail [1.3]
Examples  47  Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470]
Morphology 
48  Simple :
49  Simple :
Compound words 
Holonym 
Proverbs  55  Proverbs containing the word tratra

Entry (3/5)56  tratra
Part of speech  57  noun
Explanations in Malagasy  58  refy [Tambahoaka] [1.78]

Entry (4/5)59  tratra
Part of speech  60  noun
Explanations in Malagasy  61  fifanarahana [Taisaka] [1.78]

Entry (5/5)62  tratra
Part of speech  63  noun
Vocabulary  64  Botany
Explanations in French  65  (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka] [1.196]

Updated on 2023/06/14