|
|
|
|

Entry (1/3)1  haratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
Explanations in English  4  the act of shaving [1.7]
Explanations in French  5  action de se raser [1.8]
Examples  6  Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424#]
7  Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Toponyms 

Entry (2/3)14  haratra
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
17  hazo lolohavin'ny andriambo [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  18  the purlins in the roof of a house. [1.2]
19  a purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
Explanations in French  20  les pannes des toits [1.8]
Analogs  21  hara-boalavo, mitatao haratra ambany, mitatao haratra ambony
Compound words 

Entry (3/3)23  haratra
Part of speech  24  noun
Explanations in English  25  aratra [1.7]
Explanations in French  26  aratra [1.8]

Anagrams  27  aharatr, haratra

Updated on 2023/10/21