Entry miharatra (haratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako [1.1]
Explanations in English Shaven. [1.2]
 To shave oneself; to be clean-shaven [1.7]
Explanations in French Se raser; être rasé [1.8]
Examples Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
Morphology 
Present : miharatra
Past : niharatra
Future : hiharatra
Imperative : miharata
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20