Entry | haron-tabebaka | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1] | ||
Explanations in English | A particular kind of shallow basket [1.2] | ||
Examples | Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka.
[2.472] | ||
Elementary words | harona ; tabebaka | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word haron-tabebaka | ||
Updated on 2023/05/14 |
![]() |