|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hazary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ody, fanafody [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]
4 fanafody [Taimoro, Tanosy] [1.1]
5 ody famosaviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a charm, an enchantment. See mosavy, ody, vorika. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 amulettes, remèdes [Taisaka] [1.82]
8 (dans toute l'île). Substantif et racine verbale (probablement de l'arabe hasara : conjonction du sort, destin, prédiction). Nom donné en général aux sortilèges et pratiques magiques [1.196]
Ohatra  9  Marangitra no natao anaran' ny riana rehetra fampandroana hazary fahiny. [2.245]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  17  Fahasalamana 18  Finoana
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)20  hazary
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 hasina, fahitana, faminaniana [Sihanaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08