Entrée | herintaona | ||
Partie du discours | nom | ||
Mots élémentaires | herina, taona | ||
Explications en malgache | Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray ¶ Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1] | ||
Explications en anglais | a year [1.7] | ||
Explications en français | un an [1.3] | ||
une année [1.8] | |||
Vocabulaire | Temps | ||
Mots composés |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot herintaona | ||
Anagrammes | aninteraho |
Mis à jour le 2023/01/03 |
![]() |