Entry hirahira (hira)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Lalao [1.78]
Explanations in French Chant pour passer le temps, pour s'amuser [1.3]
Examples 
1Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy. [2.117]
2Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [2.470]
3Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270]
4Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [2.606]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20