|
|
|
|

Teny iditra1  mihirahira
Fototeny  2 hirahira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao! [2.69#258]
5  Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499#38]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9 mihirahira olona

Fivaditsoratra  10 miharihary, mihirahira

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26