Entry ho faty
Elementary words faty
Part of speech future of adjective maty
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra [1.1]
Explanations in French Employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra) [1.3]
Examples 
1Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy [2.293]
2Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana. [2.59]

Entry hofaty
Elementary words faty
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [1.196]
Scientific name Vitex pervillei
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/25