Entry horita
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1]
Explanations in French [ orita ] Bourgeois [1.13]

Entry horita
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [1.1]
Explanations in French [ orita ] Pieuvre [1.13]
Vocabulary 

Entry horita
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [1.196]
Scientific name Musa paradisiaca
Vocabulary 

Entry Horita
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38]
Explanations in English Horites [2.996]
Explanations in French Horites [2.996]
Examples ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Horeana
Biblical quotes 

Anagrams 

Updated on 2022/05/27