Entry | hosena (hosy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be trampled as ricefield; to be confiscated [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on piétine; qu'on confisque [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |