Entry hoso-doko
Elementary words hosotra ; loko
Part of speech noun
Explanations in French Peinture, tableau [1.5]
Examples 
1Ny sary hosodoko mandravaka ny rindrina no manaitra voalohany indrindra raha vao miditra ao anatiny ianao. [2.470]
2Nakimpiko ny masoko nivetso an'eritreritra ka namisavisa irery ity sari-Nanahary tsy ho vita hosodoko eny an-tanan'ny mpahay raha tany koa ny tany! [2.313]
Compound words 

Updated on 2023/10/25